plt_tn/isa/60/19.md

461 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

fa Yaveh no ho fahazavanao maharitra mandrakizay

Ireo andininy roa ireo dia mamerina hevitra iray ihany mba hanindriana.

Tsy hilentika intsony ny masoandronao, na hiala ka hanjavona ny volanao

Tsy tena hanjavona ara-bakiteny akory ny volana. Io dia milaza fa raha ampitahaina amin'ny fahazavan'i Yaveh, dia ho tsinontsinona ny hazavan'ny masoandro sy volana.