# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # fa Yaveh no ho fahazavanao maharitra mandrakizay Ireo andininy roa ireo dia mamerina hevitra iray ihany mba hanindriana. # Tsy hilentika intsony ny masoandronao, na hiala ka hanjavona ny volanao Tsy tena hanjavona ara-bakiteny akory ny volana. Io dia milaza fa raha ampitahaina amin'ny fahazavan'i Yaveh, dia ho tsinontsinona ny hazavan'ny masoandro sy volana.