plt_tn/isa/60/19.md

12 lines
461 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# fa Yaveh no ho fahazavanao maharitra mandrakizay
Ireo andininy roa ireo dia mamerina hevitra iray ihany mba hanindriana.
# Tsy hilentika intsony ny masoandronao, na hiala ka hanjavona ny volanao
Tsy tena hanjavona ara-bakiteny akory ny volana. Io dia milaza fa raha ampitahaina amin'ny fahazavan'i Yaveh, dia ho tsinontsinona ny hazavan'ny masoandro sy volana.