plt_tn/isa/60/12.md

16 lines
453 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# ho rava tanteraka izany firenena izany
DH: "Handrava tanteraka ny vahoakan'ireo firenena Aho"
# ny voninahitr'i Libanona
Io dia manondro an'i Libanona izay malaza noho ireo hazo tsara tarehy, indrindra ny kypreso sy ny sedera. Ny tena karazan'ireo hazo rehetra ireo dia tsy fantatra mazava.
# ny fitoeran-tongotro
Io dia manondro ny tempolin'i Yaveh.