# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # ho rava tanteraka izany firenena izany DH: "Handrava tanteraka ny vahoakan'ireo firenena Aho" # ny voninahitr'i Libanona Io dia manondro an'i Libanona izay malaza noho ireo hazo tsara tarehy, indrindra ny kypreso sy ny sedera. Ny tena karazan'ireo hazo rehetra ireo dia tsy fantatra mazava. # ny fitoeran-tongotro Io dia manondro ny tempolin'i Yaveh.