plt_tn/isa/60/12.md

453 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

ho rava tanteraka izany firenena izany

DH: "Handrava tanteraka ny vahoakan'ireo firenena Aho"

ny voninahitr'i Libanona

Io dia manondro an'i Libanona izay malaza noho ireo hazo tsara tarehy, indrindra ny kypreso sy ny sedera. Ny tena karazan'ireo hazo rehetra ireo dia tsy fantatra mazava.

ny fitoeran-tongotro

Io dia manondro ny tempolin'i Yaveh.