plt_tn/isa/60/06.md

24 lines
551 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# rameva
"ny zanaka rameva"
# Efaha...Kedara...Nebaiota
Ireo dia anarana faritra any Arabia.
# Ireo ondry aman'osin'i Kedara rehetra dia hangonina eo aminao
DH: "Hanangona ny biby fiompin'izy ireo ho anao ny vahoakan'i Kedara"
# ireo ondry lahin'i Nebaiota dia hety amin'izay ilainao
Io dia manondro izay ilain'izy ireo mba hatao sorona.
# ho fanatitra ankasitrahina eo amin'ny alitarako ireo
"Izaho, Yaveh, dia hanaiky ireo eo amin'ny alitarako"