plt_tn/isa/60/06.md

551 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

rameva

"ny zanaka rameva"

Efaha...Kedara...Nebaiota

Ireo dia anarana faritra any Arabia.

Ireo ondry aman'osin'i Kedara rehetra dia hangonina eo aminao

DH: "Hanangona ny biby fiompin'izy ireo ho anao ny vahoakan'i Kedara"

ireo ondry lahin'i Nebaiota dia hety amin'izay ilainao

Io dia manondro izay ilain'izy ireo mba hatao sorona.

ho fanatitra ankasitrahina eo amin'ny alitarako ireo

"Izaho, Yaveh, dia hanaiky ireo eo amin'ny alitarako"