# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # rameva "ny zanaka rameva" # Efaha...Kedara...Nebaiota Ireo dia anarana faritra any Arabia. # Ireo ondry aman'osin'i Kedara rehetra dia hangonina eo aminao DH: "Hanangona ny biby fiompin'izy ireo ho anao ny vahoakan'i Kedara" # ireo ondry lahin'i Nebaiota dia hety amin'izay ilainao Io dia manondro izay ilain'izy ireo mba hatao sorona. # ho fanatitra ankasitrahina eo amin'ny alitarako ireo "Izaho, Yaveh, dia hanaiky ireo eo amin'ny alitarako"