plt_tn/isa/59/19.md

20 lines
925 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka Isaia.
# hatahotra ny anaran'i Yaveh
Eto ny "anarana" dia manondro ny laza sy ny toetr'i Yaveh. DH: "matahora an'i Yaveh"
# avy any andrefana...avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro
Manakambana ireo teny ireo Isaia mba hilazana ny olona any amin'ny toerana rehetra eto amin'izay tontolo izao.
# fa ho avy tahaka ny riaka mipaoka Izy
Maina foana saika ho herintaona mandra-piverin'ny orana tampoka, mikija amin'ireo amin'ny rano be ireo lohasaha tery any Joda. Rehefa nitranga tao izany dia nisy tabataba sy rivotra be tao.
# fanambaran'i Yaveh
Ny teny hoe "fanambarana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny hoe "nanambara" na "nilaza tamin'ny fomba manetriketrika." Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 14:21 izany. DH: "izany no ambaran'i Yaveh tompon'ny maro" na "izany no nolazain'i i Yaveh tompon'ny maro tamin'ny fomba manetriketrika"