forked from WA-Catalog/plt_tn
925 B
925 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka Isaia.
hatahotra ny anaran'i Yaveh
Eto ny "anarana" dia manondro ny laza sy ny toetr'i Yaveh. DH: "matahora an'i Yaveh"
avy any andrefana...avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro
Manakambana ireo teny ireo Isaia mba hilazana ny olona any amin'ny toerana rehetra eto amin'izay tontolo izao.
fa ho avy tahaka ny riaka mipaoka Izy
Maina foana saika ho herintaona mandra-piverin'ny orana tampoka, mikija amin'ireo amin'ny rano be ireo lohasaha tery any Joda. Rehefa nitranga tao izany dia nisy tabataba sy rivotra be tao.
fanambaran'i Yaveh
Ny teny hoe "fanambarana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny hoe "nanambara" na "nilaza tamin'ny fomba manetriketrika." Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 14:21 izany. DH: "izany no ambaran'i Yaveh tompon'ny maro" na "izany no nolazain'i i Yaveh tompon'ny maro tamin'ny fomba manetriketrika"