plt_tn/isa/59/16.md

16 lines
606 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka Isaia.
# Nahita Izy fa tsy nisy olona, ary talanjona fa tsy mba nisy niditra an-tsehatra
"fantatr'i Yaveh fa tsy nisy olona tonga mba hanavotra ireo izay nijaly." na "Gaga Yaveh fa tsy nisy olona nanavotra ireo izay nijaly."
# Noho izany dia ny tanany ihany no nitondra famomjena ho Azy
Ny "sandry" dia manondro ny fahafahana sy hery. DH: "nampiasa ny heriny mba hanavotana ny olona Yaveh"
# ary ny fahamarinany no nanohana Azy
Ny "fahamarinana" dia toetra izay miasa tahaka ny olona. DH: "ary nanao izay tsara tahaka izay ho ataony Izy"