# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka Isaia. # Nahita Izy fa tsy nisy olona, ary talanjona fa tsy mba nisy niditra an-tsehatra "fantatr'i Yaveh fa tsy nisy olona tonga mba hanavotra ireo izay nijaly." na "Gaga Yaveh fa tsy nisy olona nanavotra ireo izay nijaly." # Noho izany dia ny tanany ihany no nitondra famomjena ho Azy Ny "sandry" dia manondro ny fahafahana sy hery. DH: "nampiasa ny heriny mba hanavotana ny olona Yaveh" # ary ny fahamarinany no nanohana Azy Ny "fahamarinana" dia toetra izay miasa tahaka ny olona. DH: "ary nanao izay tsara tahaka izay ho ataony Izy"