plt_tn/isa/59/16.md

606 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka Isaia.

Nahita Izy fa tsy nisy olona, ary talanjona fa tsy mba nisy niditra an-tsehatra

"fantatr'i Yaveh fa tsy nisy olona tonga mba hanavotra ireo izay nijaly." na "Gaga Yaveh fa tsy nisy olona nanavotra ireo izay nijaly."

Noho izany dia ny tanany ihany no nitondra famomjena ho Azy

Ny "sandry" dia manondro ny fahafahana sy hery. DH: "nampiasa ny heriny mba hanavotana ny olona Yaveh"

ary ny fahamarinany no nanohana Azy

Ny "fahamarinana" dia toetra izay miasa tahaka ny olona. DH: "ary nanao izay tsara tahaka izay ho ataony Izy"