plt_tn/isa/59/11.md

8 lines
252 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia.
# Mierona tahaka ny bera izahay ary mitolokoloko tahaka ny voromailala
Ireo dia manondro ny feo izay navoakan'ny olona satria nalahelo sy nisaona izy ireo.