# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia. # Mierona tahaka ny bera izahay ary mitolokoloko tahaka ny voromailala Ireo dia manondro ny feo izay navoakan'ny olona satria nalahelo sy nisaona izy ireo.