plt_tn/isa/59/11.md

252 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia.

Mierona tahaka ny bera izahay ary mitolokoloko tahaka ny voromailala

Ireo dia manondro ny feo izay navoakan'ny olona satria nalahelo sy nisaona izy ireo.