forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
372 B
Markdown
8 lines
372 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# dia hiposaka ao amin'ny aizina ny fahazavanao, ary ny aizinao ho tahaka ny amin'ny mitataovovonana
|
|
|
|
Ny hoe "fahazavanao" dia manambara ireo asa misy fahatsaram-panahy izay ho ohatra ho an'ny olona rehetra, ary ny hoe "aizina", asa ratsy, dia ho resin'ny asa tsaran'izy ireo.
|