plt_tn/isa/58/09.md

372 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

dia hiposaka ao amin'ny aizina ny fahazavanao, ary ny aizinao ho tahaka ny amin'ny mitataovovonana

Ny hoe "fahazavanao" dia manambara ireo asa misy fahatsaram-panahy izay ho ohatra ho an'ny olona rehetra, ary ny hoe "aizina", asa ratsy, dia ho resin'ny asa tsaran'izy ireo.