# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # dia hiposaka ao amin'ny aizina ny fahazavanao, ary ny aizinao ho tahaka ny amin'ny mitataovovonana Ny hoe "fahazavanao" dia manambara ireo asa misy fahatsaram-panahy izay ho ohatra ho an'ny olona rehetra, ary ny hoe "aizina", asa ratsy, dia ho resin'ny asa tsaran'izy ireo.