plt_tn/isa/58/01.md

8 lines
328 B
Markdown

# Asandrato tahaka ny trompetra ny feonao
Io dia midika hoe mihiaka mafy. Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Isaia.
# Atreho amin'ny fikomiany ny oloko, ary amin'ny fahotany ny ankohonan'i Jakoba
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Ireo miaraka dia manamafy ny hamehan'ny hiatrehana ny vahoakan'i Yaveh.