plt_tn/isa/58/01.md

328 B

Asandrato tahaka ny trompetra ny feonao

Io dia midika hoe mihiaka mafy. Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Isaia.

Atreho amin'ny fikomiany ny oloko, ary amin'ny fahotany ny ankohonan'i Jakoba

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Ireo miaraka dia manamafy ny hamehan'ny hiatrehana ny vahoakan'i Yaveh.