# Asandrato tahaka ny trompetra ny feonao Io dia midika hoe mihiaka mafy. Eto ny hoe "-nao" dia manondro an'i Isaia. # Atreho amin'ny fikomiany ny oloko, ary amin'ny fahotany ny ankohonan'i Jakoba Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Ireo miaraka dia manamafy ny hamehan'ny hiatrehana ny vahoakan'i Yaveh.