plt_tn/isa/57/13.md

710 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.

aoka hamonjy anareo ireo karazan-tsampinareo

Maneso ny vahoaka sy ny sampin'izy ireo Yaveh. Miteny amin'ireo sampy mba hamonjy ny olona Izy na dia fantany aza fa tsy afaka manao izany ireo.

ny rivotra no hitondra azy rehetra ireo, dia ny fofon'aina no hitondra azy rehetra

Io dia milaza zavatra mitovy amin'ny fomba roa mba hanindriana fa tsy afa-manoatra sy tsy mendrika ireo sampy. DH: "ny rivotra, eny fa ny fofon'aina mihitsy, no hitsoaka azy ireo"

tendrombohitro masina

Ny "tendrombohitra masina" dia ny Tendrombohitra Ziona, any Jerosalema. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:8.