plt_tn/isa/57/13.md

16 lines
710 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.
# aoka hamonjy anareo ireo karazan-tsampinareo
Maneso ny vahoaka sy ny sampin'izy ireo Yaveh. Miteny amin'ireo sampy mba hamonjy ny olona Izy na dia fantany aza fa tsy afaka manao izany ireo.
# ny rivotra no hitondra azy rehetra ireo, dia ny fofon'aina no hitondra azy rehetra
Io dia milaza zavatra mitovy amin'ny fomba roa mba hanindriana fa tsy afa-manoatra sy tsy mendrika ireo sampy. DH: "ny rivotra, eny fa ny fofon'aina mihitsy, no hitsoaka azy ireo"
# tendrombohitro masina
Ny "tendrombohitra masina" dia ny Tendrombohitra Ziona, any Jerosalema. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:8.