plt_tn/isa/57/07.md

596 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.

Nanomana ny fandrianareo

Io dia manondro ny fiarahana mandry amin'ireo mpijangajanga toy ny hoe anisan'ny fanompoana ireo andriamani-tsy izy izany.

tany an-tendrombohitra avo

Matetika ny olona dia niakatra eny an-tampon-kavoana sy tendrombohitra mba hanompo ireo andriamani-tsy izy. Nihevitra izy ireo fa ireo no toerana tsara indrindra hanompoana. Mety manondro an'i Jerosalema ihany koa aza io.

Nanao fanekena tamin'izy ireo ianareo

"Nanao fifanekena tamin'izy ireo ianareo"