plt_tn/isa/57/07.md

16 lines
596 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.
# Nanomana ny fandrianareo
Io dia manondro ny fiarahana mandry amin'ireo mpijangajanga toy ny hoe anisan'ny fanompoana ireo andriamani-tsy izy izany.
# tany an-tendrombohitra avo
Matetika ny olona dia niakatra eny an-tampon-kavoana sy tendrombohitra mba hanompo ireo andriamani-tsy izy. Nihevitra izy ireo fa ireo no toerana tsara indrindra hanompoana. Mety manondro an'i Jerosalema ihany koa aza io.
# Nanao fanekena tamin'izy ireo ianareo
"Nanao fifanekena tamin'izy ireo ianareo"