# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh. # Nanomana ny fandrianareo Io dia manondro ny fiarahana mandry amin'ireo mpijangajanga toy ny hoe anisan'ny fanompoana ireo andriamani-tsy izy izany. # tany an-tendrombohitra avo Matetika ny olona dia niakatra eny an-tampon-kavoana sy tendrombohitra mba hanompo ireo andriamani-tsy izy. Nihevitra izy ireo fa ireo no toerana tsara indrindra hanompoana. Mety manondro an'i Jerosalema ihany koa aza io. # Nanao fanekena tamin'izy ireo ianareo "Nanao fifanekena tamin'izy ireo ianareo"