forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
397 B
Markdown
12 lines
397 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.
|
|
|
|
# izay notendrena ho anareo
|
|
|
|
Ny tena hevitr'izany amin'ny Hebreo dia tsy mazava. DH: "izay anjaranareo" na "izay lovanareo"
|
|
|
|
# Amin'ireo zavatra ireo ve no tokony hifaliako?
|
|
|
|
Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana ny vahoaka. DH: "Tena tsy ankasitrahako tokoa ireo zavatra ireo"
|