# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh. # izay notendrena ho anareo Ny tena hevitr'izany amin'ny Hebreo dia tsy mazava. DH: "izay anjaranareo" na "izay lovanareo" # Amin'ireo zavatra ireo ve no tokony hifaliako? Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana ny vahoaka. DH: "Tena tsy ankasitrahako tokoa ireo zavatra ireo"