plt_tn/isa/57/06.md

397 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.

izay notendrena ho anareo

Ny tena hevitr'izany amin'ny Hebreo dia tsy mazava. DH: "izay anjaranareo" na "izay lovanareo"

Amin'ireo zavatra ireo ve no tokony hifaliako?

Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hibedesana ny vahoaka. DH: "Tena tsy ankasitrahako tokoa ireo zavatra ireo"