plt_tn/isa/57/05.md

390 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.

Manafana ny tenanareo... eo ambanin'ny tsefatsefakin'ny vato

Ireo fihetsika rehetra ireo dia nifandraika tamin'ny fanompoan-tsampy avokoa. Ny terebinta dia hazo masin'ireo Kananita. Nihevitra ny olona fa ny fihetsika tahaka izany dia hampitombo ny famokaran'ny olona sy ny tany.