plt_tn/isa/57/05.md

8 lines
390 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh.
# Manafana ny tenanareo... eo ambanin'ny tsefatsefakin'ny vato
Ireo fihetsika rehetra ireo dia nifandraika tamin'ny fanompoan-tsampy avokoa. Ny terebinta dia hazo masin'ireo Kananita. Nihevitra ny olona fa ny fihetsika tahaka izany dia hampitombo ny famokaran'ny olona sy ny tany.