# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely tsy mahatoky Yaveh. # Manafana ny tenanareo... eo ambanin'ny tsefatsefakin'ny vato Ireo fihetsika rehetra ireo dia nifandraika tamin'ny fanompoan-tsampy avokoa. Ny terebinta dia hazo masin'ireo Kananita. Nihevitra ny olona fa ny fihetsika tahaka izany dia hampitombo ny famokaran'ny olona sy ny tany.