plt_tn/isa/56/06.md

435 B

izay miaraka amin'i Yaveh

Io dia manondro ireo vahiny izay nikambana tamin'ny vahoakan'i Yaveh.

ireo izay tia ny anaran'i Yaveh

Ny "anarana" dia manambara ny laza sy ny olon'i Yaveh. DH: "izay tia an'i Yaveh"

tendrombohitro masina

Adikao tahaka ny tao amin'ny 11:8 io.

hekena eo ambonin'ny alitarako

DH: "Hekeko eo ambonin'ny alitarako"

ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana

DH: "ho trano fivavahana ny tranoko"