# izay miaraka amin'i Yaveh Io dia manondro ireo vahiny izay nikambana tamin'ny vahoakan'i Yaveh. # ireo izay tia ny anaran'i Yaveh Ny "anarana" dia manambara ny laza sy ny olon'i Yaveh. DH: "izay tia an'i Yaveh" # tendrombohitro masina Adikao tahaka ny tao amin'ny 11:8 io. # hekena eo ambonin'ny alitarako DH: "Hekeko eo ambonin'ny alitarako" # ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana DH: "ho trano fivavahana ny tranoko"