plt_tn/isa/56/06.md

20 lines
435 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay miaraka amin'i Yaveh
Io dia manondro ireo vahiny izay nikambana tamin'ny vahoakan'i Yaveh.
# ireo izay tia ny anaran'i Yaveh
Ny "anarana" dia manambara ny laza sy ny olon'i Yaveh. DH: "izay tia an'i Yaveh"
# tendrombohitro masina
Adikao tahaka ny tao amin'ny 11:8 io.
# hekena eo ambonin'ny alitarako
DH: "Hekeko eo ambonin'ny alitarako"
# ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana
DH: "ho trano fivavahana ny tranoko"