plt_tn/isa/56/04.md

237 B

ao an-tranoko sy ao anatin'ny mandako

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. DH: "ao anatin'ny mandan'ny tempoliko" (UDB).

tsy ho tapahina mihitsy

DH: "izay tsy hifarana mihitsy" na "izay tsy ho adinoina mihitsy"