# ao an-tranoko sy ao anatin'ny mandako Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. DH: "ao anatin'ny mandan'ny tempoliko" (UDB). # tsy ho tapahina mihitsy DH: "izay tsy hifarana mihitsy" na "izay tsy ho adinoina mihitsy"