plt_tn/isa/56/04.md

8 lines
237 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ao an-tranoko sy ao anatin'ny mandako
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. DH: "ao anatin'ny mandan'ny tempoliko" (UDB).
# tsy ho tapahina mihitsy
DH: "izay tsy hifarana mihitsy" na "izay tsy ho adinoina mihitsy"