plt_tn/isa/55/03.md

458 B

Atongilano ny sofinareo

Ny fihainoana olona dia resahina toy ny hoe nanongilana ny sofin'olona tamin'ny olona izany. DH: "Henoy"

fitiavana matoky nampanantenaina an'i Davida

DH: "fitiavana matoky izay nampanantenaiko an'i Davida"

efa napetrako...izy

Ireo mety ho heviny dia 1) io dia manondro izay nataon'i Yaveh ho an'i Davida mpanjaka tany aloha na 2) io dia manondro izay hataon'Andriamanitra amin'ny alalan'ny iray amin'ireo taranak'i Davida.