plt_tn/isa/55/03.md

12 lines
458 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Atongilano ny sofinareo
Ny fihainoana olona dia resahina toy ny hoe nanongilana ny sofin'olona tamin'ny olona izany. DH: "Henoy"
# fitiavana matoky nampanantenaina an'i Davida
DH: "fitiavana matoky izay nampanantenaiko an'i Davida"
# efa napetrako...izy
Ireo mety ho heviny dia 1) io dia manondro izay nataon'i Yaveh ho an'i Davida mpanjaka tany aloha na 2) io dia manondro izay hataon'Andriamanitra amin'ny alalan'ny iray amin'ireo taranak'i Davida.