# Atongilano ny sofinareo Ny fihainoana olona dia resahina toy ny hoe nanongilana ny sofin'olona tamin'ny olona izany. DH: "Henoy" # fitiavana matoky nampanantenaina an'i Davida DH: "fitiavana matoky izay nampanantenaiko an'i Davida" # efa napetrako...izy Ireo mety ho heviny dia 1) io dia manondro izay nataon'i Yaveh ho an'i Davida mpanjaka tany aloha na 2) io dia manondro izay hataon'Andriamanitra amin'ny alalan'ny iray amin'ireo taranak'i Davida.