plt_tn/isa/54/13.md

518 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.

Yaveh no

DH: "Amiko, Yaveh"

Amin'ny fahamarinana no hamerenako anareo amin'ny laoniny

Ny anarana hoe "fahamarinana" dia afaka ambara amin'ny tambinteny hoe "marina". DH: "Hataoko hahery indray ianareo satria hanao izay marina ianareo"

ary tsy hisy na inona na inona mampitahotra ho avy eo anilanareo

Midika izany fa tsy misy olona ao an-tanàna na any ivelany hampitahotra ireo mponin'i Jerosalema intsony.