plt_tn/isa/54/13.md

16 lines
518 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.
# Yaveh no
DH: "Amiko, Yaveh"
# Amin'ny fahamarinana no hamerenako anareo amin'ny laoniny
Ny anarana hoe "fahamarinana" dia afaka ambara amin'ny tambinteny hoe "marina". DH: "Hataoko hahery indray ianareo satria hanao izay marina ianareo"
# ary tsy hisy na inona na inona mampitahotra ho avy eo anilanareo
Midika izany fa tsy misy olona ao an-tanàna na any ivelany hampitahotra ireo mponin'i Jerosalema intsony.