# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh. # Yaveh no DH: "Amiko, Yaveh" # Amin'ny fahamarinana no hamerenako anareo amin'ny laoniny Ny anarana hoe "fahamarinana" dia afaka ambara amin'ny tambinteny hoe "marina". DH: "Hataoko hahery indray ianareo satria hanao izay marina ianareo" # ary tsy hisy na inona na inona mampitahotra ho avy eo anilanareo Midika izany fa tsy misy olona ao an-tanĂ na na any ivelany hampitahotra ireo mponin'i Jerosalema intsony.