plt_tn/isa/54/07.md

783 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.

tamin'ny tondra-dranon'ny hatezerana

Yaveh tena tezitra dia resahina toy ny hoe tondra-drano izay mandifotra ny olona ny hatezerany. DH: "Rehefa tena tezitra Aho"

nanafenako ny tavako taminareo

Eto ny hoe "manafina ny tavany" dia fomba fiteny izay midika fa nahafoy ny vahoakany ary namela azy ireo hijaly Andriamanitra. DH: "Nahafoy anareo Aho"

fa amin'ny fanekena mahatoky tsy manam-pahataperana

DH: "nefa satria mahatoky lalandava amin'ny fanekeko taminareo Aho" na "nefa satria mahatoky lalandava ny hanao izay nampanantenaiko atao Aho"

hoy Yaveh, ilay iray izay manavotra anareo

DH: "izany dia, Izaho, Yaveh, izay mpanavotra anareo, no milaza aminareo hoe" (UDB)