# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh. # tamin'ny tondra-dranon'ny hatezerana Yaveh tena tezitra dia resahina toy ny hoe tondra-drano izay mandifotra ny olona ny hatezerany. DH: "Rehefa tena tezitra Aho" # nanafenako ny tavako taminareo Eto ny hoe "manafina ny tavany" dia fomba fiteny izay midika fa nahafoy ny vahoakany ary namela azy ireo hijaly Andriamanitra. DH: "Nahafoy anareo Aho" # fa amin'ny fanekena mahatoky tsy manam-pahataperana DH: "nefa satria mahatoky lalandava amin'ny fanekeko taminareo Aho" na "nefa satria mahatoky lalandava ny hanao izay nampanantenaiko atao Aho" # hoy Yaveh, ilay iray izay manavotra anareo DH: "izany dia, Izaho, Yaveh, izay mpanavotra anareo, no milaza aminareo hoe" (UDB)