plt_tn/isa/54/07.md

20 lines
783 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.
# tamin'ny tondra-dranon'ny hatezerana
Yaveh tena tezitra dia resahina toy ny hoe tondra-drano izay mandifotra ny olona ny hatezerany. DH: "Rehefa tena tezitra Aho"
# nanafenako ny tavako taminareo
Eto ny hoe "manafina ny tavany" dia fomba fiteny izay midika fa nahafoy ny vahoakany ary namela azy ireo hijaly Andriamanitra. DH: "Nahafoy anareo Aho"
# fa amin'ny fanekena mahatoky tsy manam-pahataperana
DH: "nefa satria mahatoky lalandava amin'ny fanekeko taminareo Aho" na "nefa satria mahatoky lalandava ny hanao izay nampanantenaiko atao Aho"
# hoy Yaveh, ilay iray izay manavotra anareo
DH: "izany dia, Izaho, Yaveh, izay mpanavotra anareo, no milaza aminareo hoe" (UDB)