plt_tn/isa/54/05.md

967 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.

Fa ilay Mpahary anareo no vadinareo

Ny fitiavan'i Yaveh sy ny fikarakarany ny vahoakany dia resahina toy ny hoe vadin'izy ireo Izy.

Mpahary

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 17:6 io.

Yaveh tompon'ny maro

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:24 io.

Iray Masin'Israely

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 5:15 io.

Mpanavotra

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 41:14 io.

antsoina hoe Andriamanitry ny tany rehetra

DH: "Izy no Andriamanitry ny tany rehetra"

Fa Yaveh efa namerina niantso anareo ho toy ny vady...tahaka ny vehivavy nanambady tanora ary nariana

Ny fandefasan'i Yaveh ny olony hiala any an-tsesitany ary ny famerenana azy avy eo dia resahina toy ny hoe lehilahy izay nanary ny vadiny nefa manaiky azy ankehitriny Yaveh.

sy malahelo am-panahy

Eto ny "fanahy" dia manambara ny ao anatin'ny olona. DH: "ary nalahelo"